4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Noho ianao - Marion

Reko na efa ela nandao
Malala tsy foiko izy iny
Ilay fitiavako tsy nangina
Ty ratram-poko mbola mitahiry
Hadin-tsaina hameno hakiviana
Fa tantara sisa ireny
Ankehitriny toa alahelo
Zaho ity manirery
Ref: noho ianao zao mangina
Mbola tia mangirifiry
Noho ianao no nahatsiaro fijaliana
Tsiky kely, babonao ankehitriny
Tsisy azo atao, efa lasanao tokoa
Fa alon-ndrano, sisa ireny
Tsy manadino ny omaly napetrakao, foko ity tsy mino izao, hoe tsy ahita intsony anao(nefa ianao nahavita izao,koa dia nangina ny fo, ratram-po tsy aiko hazavana intsony. Sisa namako hatrizao
Niezaka aho hanadino ny lasantsika

Partager noho ianao

Commenter noho ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Marion

Suite