4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy laitra - Thiera BRUNO

Izaho irery sisa no mijery ity toerana mangadihady

Mahatsiaro fa tena very ny herin-tsaina mba hiady

Handresy ny fisarahana

Izay nateraky ny elanelen-tany

Raha mahita ity ialana, toa kivy ambony ihany



Mbola henoko ilay bitsika manafatra ny aza manadino

Ny masoko toa ditsoka henikiny alahelo

Dia sompatra loatra ny vintana izay nampisaraka antsika

Tamin’ity toerana ity nialan’ny fiaran-dalam-by.

hum ...


Partager tsy laitra

Commenter tsy laitra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Thiera BRUNO