4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Raholy an - Thiera BRUNO

Raholy a mbola sarotra e ny mamoy

Ilay doboko kely nilomanosako tao anatinao.

Raholy a. raha ny lady hono e

No hatoy dia misy voany

Tsy mety hiverina intsony ny taloha.



Mbola ianao ihany anefa no ao an-doha

Na dia efa miaraka amin’olo-kafa aza aho,

Mba hanadino Anao.

Mbola ianao ihany anefa ny ao am-po

Eny izaho irery ihany Raholy an, no mahalala izany.



Raholy an, mba satriko e ny hidoladola

Hitantana tovovavy hafa satria tsy eo intsony ianao.

Raholy an mba satriko e ny hilalao ...

Izany atanorana izany eto anivon ’Iarivo mandroso.

Mbola ianao ihay anefa ... no mahalala izany


Partager raholy an

Commenter raholy an

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Thiera BRUNO