4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tozo - Patty

TOZO

Mbola lavitra ve izany lalan-kaleha

ô razoky malala ô

F’izaho efa reraka kivy, mangina

Kanefa ny saiko maniry ho tody

Satria any mantsy ô, no misy hasambarana mamin’ny fo.



Fiv: Mahareta hatrany tozoy izany dia rahavako izany ô

      Ataovy ao am-po fa tsy maintsy ho tody

      Avia hifampitantana ary hiezaka hatrany

      Herezo amin-kery ô

      Tsy ho ela ho tody, ho sambatra soa



Toa tazako ery efa tsinjo sahady ny eny amintsika ô

Miolika im-piry no sisa razoky?

Ho ela sa ho haingana ve izany dia

F’izaho te ho tody ô, tsy andriko intsony ilay tantelim-pitia.

                                        PATTY (Ny Ainga)

Partager tozo

Commenter tozo

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Patty