4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Zavavy - Iraimbilanja

Avelao aho mba hanatitra andry

Mangina anie ny lalana ety

Ny elakelantrano lavitry ny arabe

Zao ora izao anie ka vitsy mpandeha

Ndeha ianao mandeha fa mandreraka be

Ny mihaino anao

Ny lalanao zory aza manorisory

Hoy ianao tsy nihomehy



Zavavy ndeha mba hiaraka

Lalana iraisana tsy aleo miaraka

Ny lalanko diavina anie toa miakatra

Ka moramora ihany sao sasatra

Andraso re, andraso re, andraso re eee!



Ny lalana hizorana lalako ihany

Lazaiko andry tena marina izany

Ny lala-mangina no irery ianao

Zavavy re ento aho ho namanao

Ndao ary andeha hoy ianao nihomehy

Nijery ahy

Nalamiko tsara hitohy ny tantara

Ka nataoko hira hoe



Zavavy ndeha mba hiaraka ...

Partager zavavy

Commenter zavavy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Iraimbilanja

Suite