4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hino ve? - Iraimbilanja

Indray andro any hono

Izao rehetra izao hikoro

Ny masoandro handoro

Isika hiorohoro



Ny aretina handripaka

Ny ady hiparitaka

ny loza hifanesy

Ny olona ho resy



Maro be ireo tsy hisaina

Ka sahy handatsaka aina

Manjeny ny andro ho lava

Tsy ho ela anefa dia ho rava



Hino ve ianao

Raha ilazako izao

Fitiavana no ampanjakao

Partager hino ve?

Commenter hino ve?

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Iraimbilanja

Suite