4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fa toy izao - Iraimbilanja

Mpiandry ondry tany antsaha

No nilazan’ny anjely hoe

Fa mpamonjy no teraka anio

Ilay vofidin’ Andriamanitra



Fa toy izao

No nitiavan’ Andriamanitra

An’izao tontolo izao

Nomeny ny zanany lahitokana

Mba tsy ho very izay rehetra mino azy

Fa hanana ny fiainana mandrakizay



Notarihan’ireo kintana

Ireo magy mba hiankohoka

Volamena zava-manitra

Ary mira ho fanatitra



Fa toy izao...

Partager fa toy izao

Commenter fa toy izao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Iraimbilanja

Suite