4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hitsio fa iny - Iraimbilanja

Ianao maika ny handao ny tanàna

Ianao maika ny handao tsy tamana

Nahafoy ka tsy tana



Tsy aty no fiainana

Tadiavinao



Hitsio fa iny lalana iny

Hitsio fa iny no mankany



Mino ianao fa hanadino ny tanàna

Miova saina sy fanahy tsy tamana

Efa leo ka tsy tana

Partager hitsio fa iny

Commenter hitsio fa iny

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Iraimbilanja

Suite