4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fiainana - Iraimbilanja

Aza atao mahagaga anao

Ny fihodin’izao fiainana izao

Omaly ianao vao nitalaho

ny ampitso indray hitondra aina vao



Mbola lavitra ny lalan-kaleha

Irery ao anaty ala be

Potraka tsy nisy nahita

Niarin-drery mba ho tafita



Ary mbola ho avy indray andro any

Tsy ampoizinao mihitsy izy izay

Ireo raho-mainty mbola hisolo

Hirahira indray ny tontolo

Partager fiainana

Commenter fiainana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Iraimbilanja

Suite