4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hafatra - Tovo Andrianandraina

Efa voaraiko

‘Lay taratasy ho ahy

Eny ry aiko

Misaotra anao mahatsiahy



Novinaniako

Ny mba hitsidika anao

Nefa ny diako

Sampona hatramin’izao



Indro ny hafatro ho anao

Ho solontenako hatrizao

Raha malahelo ahy ianao

Kaloy izao hira izao



Ankoatr’izany

Manoratra aho ho anao

Valio ihany

Rehefa voavakinao


Partager hafatra

Commenter hafatra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tovo Andrianandraina