4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Lohataona - Tovo Andrianandraina

Toa andro lohataona ny eo anilanao

Mamiratra avokoa izao tontolo izao



Va sendra lasa ianao matahotra aho

Miferin’aina foana, miandry anao

Vao tonga kosa ianao, korana lasa

No ao an-tranontsika : finaritra aho

Ka lohataona...



Raha toa sorena ianao ka mitomany

Manambitamby aho, mangina ianao

Raha sendra tezitra aho, lay te-hamono

Vao mitsiky ianao, miahotra aho

Fa lohataona...



Fa andro lohataona...

Partager lohataona

Commenter lohataona

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tovo Andrianandraina