4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mbola tavela - Poopy

foiko ho anao, tsy manahy
tsisy nenina, tsisy alahelo
izay rehetra, nomeko anao
efa ampy, mahafaly ahy
zay rehetra niaraha nizara
izay foinao, nomenao ahy

aoka izao raha toa tsy anjara
ka ianao hivalona ho tantara
ho adinoiko ny ratsy ho fafana
tsy ho tsaroana afatsy ny tsara
mbola tavela ny mamiko rehetra
mbola mitoetra tsy misy hahavono
ao antsaiko ao
mbola tavela ny mamiko rehetra
lasa ianao
fa ianao ihany no lasa
ianao no lasanao

lasa ianao, eto ihany ao
tsy maninona, tsisy alahelo
fa tsy mety izaho sy ianao
ie ie
niova lasy, tsisy anao
fiainana hafa, fitia vaovao
izay ndray, zay no hatao

aoka izao ....... no lasanao

Partager mbola tavela

Commenter mbola tavela

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Poopy

Suite