4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Any an-kafa - Poopy

Efa hitanao miharihary izao
Ny tsy mety ataonao
Aza mamorona indray
       Tsapako eto fa
       'Reo toky izay nataonao
       Ts'isy lanja taminao
       Vazivazy ka natao


Koa andeha ianao
Zory izao ny dia
Izaho tsy hoe hifikitra aminao
Avelao aho rehefa tsy tianao
Tsy ho lany andro eto aminao


       Ambarao raha toa
       Tsy tia intsony ianao
       Hanamboarako ity fo
       Mba tsy halahelo anao
             Any an-kafa indray
             Mandehana mamitaka
             F'efa reraka aho izao
             Leon'ny hitsakitsakao

Tsofi-drano ianao
Hanao 'zay tianao
Mahazoa izay irinao
La! la! la! la! ...
Mahazoa 'zay irinao

Partager any an-kafa

Commenter any an-kafa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Poopy

Suite