4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Maimaimpona - Poopy

omenao anay maimaipona
ny fanavotana ny fiainanay rehetra
nefa tsisy zavatra hatao eny e!
afatsy tokana iray ihany
atolotray anao ny fonay
tsy mila asiana fisalasalana akory
fa ianao ry tompo no handray eny e!
hanavao indray ny fanahinay

ireo fahazarandratsy nay
dia efa sakana iray
ka manalavitra anay
tsy akaikinao ray fa
miatakona indray

ny ambonay tafahotra koa
afo mandoro mamay
raha izay ny fonay mitroatra
ka tsy afaka handray
izay sitrakao ry ray

ny tenanay miady irery re
ka tsy itoerany fanahy
dia efa namany very
ho mandrakizay
satria tsy eo ry ray

ny fonay trotraky ny otanay
maizina kitroka ery
dia ilaina vonjy ry ray
diovy hadio anio de anio

Partager maimaimpona

Commenter maimaimpona

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Poopy

Suite