4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Omeo fo madio - Mpitory

Tompo ô, omeo ahy ny fo madio, Mba hahaizako mitia Anao

Meloka aho kanefa ahitsio, Mba tolory ny Fitiavanao

Fa mahery mandresy ihany koa, Izay rehetra miankina Aminao

Afaka ahiahy, miadam-po, Mahatoky fa manana Anao



Fa raha ny heloka efa vitako menatra aho, Na dia ny hanonona ny Anaranao

Efa nanao izay ratsy indrindra teo imasonao, Indrisy resin’izao tontolo izao,

Ry Tompo

Fahafatesana anie no mendrika ho ahy izao, Nefa navotanao aho

Fahaverezana mandrakizay, No sahaza ahy hatramin’izao

Partager omeo fo madio

Commenter omeo fo madio

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mpitory