4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Omeo ahy - Mpitory

Tompo ô! omeo ahy ny fo madio

Mba hahaizako mitia Anao

Meloka aho kanefa ahitsio

Mba tolory ny famindram-ponao

Fa mahery mandresy ihany koa

Izay rehetra miaankina Aminao

Afaka ahiahy miadam-po

Mahatoky ny manana Anao



Raha ny heloka efa vitako menatra aho

Na dia ny hanonona ny Anaranao

Efa nanao zay ratsy indrindra teo imasona

Indrisy resin’izao tontolo izao ry Tompo

Fahatesana anie no mendrika ho ahny zao

Nefa navontanao

Fahaverezana mandrakizay

No sahaza ahy hatramin’izao!



Ny Mpitory

Partager omeo ahy

Commenter omeo ahy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mpitory