4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Veloma veloma veloma - KINTANA TELO

Veloma, veloma, veloma

Izany havako izany.

Veloma, masina, masina

F’indray andro any

Dia mbola ho faly ny fo mitomany,

Ka samy ho sambatra ny olona,

Hifaly, ary samy hifandray.

Ho tonga ho mamy

Ho tonga ho mamy

‘Zay voankazo halatra,

‘Zay tafasaraka tonga hiray,

Ary samy hifamaoka izay ranomaso.



Veloma, veloma, veloma,

Dia mandra-pihaona, ampiako masina.

Veloma, veloma, masina,

Ambara-piveriko re fa mangina.

Ny foko tsy aiza fa eo anilanao,

Ho mandrakizay manomboka izao.

Partager veloma veloma veloma

Commenter veloma veloma veloma

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe KINTANA TELO