4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Andro iray - KINTANA TELO

Andro iray hifalifaliana

Hifalifalian’ny tia sy ny tiana

Andron-tsahoby, andron-koràna

Ka ny hira sy ny kalo tsy tàna



Andro natao mba hampiray

Mba hampiray mandrakizay

Ireo voafehin’ny tiana mba ho tia sy ho tiana

Andro iray hifalifaliana



Andeha hiara-paly hiriaria

Ataovy mifamaly ho an’ireo mpifankatia



Andro natao mba hampiray ...



Andeha hiara-paly ...

Andro natao mba hampiray ...

Partager andro iray

Commenter andro iray

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe KINTANA TELO