4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hafatra kely - KINTANA TELO

Veloma izany havako izany

Veloma masina f’indray andro any

Dia mbola hihaona ny fo mitomany

Izay tafasaraka, hiombona, hifaly ary samy hifandray



Ho tonga ho mamy ’zay voankazo handratra

Izay tafasaraka, tonga ho iray

Ary samy hifamoaka izay ranomaso



Veloma ! dia mandra-pihaona ampiako masina

Veloma masina ! ambara-piveriko hoe mba mangina

Ny foko tsy aiza fa eo anilanao

Ho mandrakizay, manomboka izao

Partager hafatra kely

Commenter hafatra kely

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe KINTANA TELO