4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Apetrako aminao (afi - Antsan'ny Fahazavana Itaosy)

Hiainga aho hamaky lalantsarotra tokoa

Nofo ihany aho ka velon’ahiahy

Ao ireo fisedrana izay tsy maintsy iaretana

Nefa antenaiko fa ianao Ray tsy mandao

                  

                      Fa raha tojo ady fitsapana mahamay

                      Aza avelanao ho irery izany aho

                      Fa raha sendra kosa fifalina ny ao am-po

                      Aza avela hanadino anao



Misy moa ny lalana tsy maintsy ho aleha

Mety hazavana na koa aizim-be

Be ny fanahina sy ny tahotra ao am-po

Nefa antenaiko ny herinao ilay Ray tsitoha

Partager apetrako aminao (afi

Commenter apetrako aminao (afi

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Antsan'ny Fahazavana Itaosy)