4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mifalia ry zatovo (afi - Antsan'ny Fahazavana Itaosy)

Mifalia ry zatovo,dieny mbola tanora

Ataovy’ zay rehetra sitraky ny fonao atao

Mandehana amin’ny fitsikina

Mandehana amin’ny fifaliana

Nefa izao no tsarovy fa andalo fitsapana ianao



                        Mba fidifidio re! ny zavatra atao

I                       Ilay fahamarinana ihany no any katsaho

                        Dia hirotsaka aminao hatrany ny fahasoavana

                        Angataho daholo izay rehetra tadiavinao





Mifalia ry zatovo,dieny mbola tanora

Ataovy’zay rehetra sitraky ny fonao atao

Mandehana amin’ireo filàna

Mandehana amin’ny filibana

Nefa izao no tsarovy fa andalo fitsapana ianao



                                  Hery RAZANAKOTO

Partager mifalia ry zatovo (afi

Commenter mifalia ry zatovo (afi

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Antsan'ny Fahazavana Itaosy)