4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsiaro - Rixah

Fotoana maro angamba izay no efa niarahantsika
Fampizara foana izay mbola ts hita
Tokana ny voady izay fa nifanomezana
Nifanampy amin'ny sarotra
sy ireo zava-nam-panahy
Ninoninona niseho izao anilanao teo
Ka na tamin'ny sarotr'aza tsy nety leo
Niaritra foana; nandany fotoana
Tsy mba nety tsapanao tsy ahy mintsy hoe nahoana
Hey hey zao lasa ianao
Hey hey toa tsy aiko ny atao
Sedram’pitia tsy maintsy andalovana izao
Ho zakaiko ihany satria zay no sitrakao
Hey hey zao lasa ianao
Hey hey toa tsy aiko ny atao
Mba miangavy farany raha toa sitrakao
Hiverina eto anilako eto f'aza mandao

Fitia fitia ny ahy sy anao
Fitia fitia tsy nety nankalao
Rava maina teo zary nofy zao no niseho
Tsy tana intsony ianao fa sady tofoka no leo
Za ry nofy ireny vitako taminao
Zary nofy ireny kilalao izay fanao
Hey hey, ireny sangisangy tsika ireny
Lasa fatsiarovana mitoetra

Ireny vita ireny taloho
Eny rava maina tokoa hey!
Sa ve nentim-po ka nadino ahy fotsiny amin'izao
Baby anao ny safidy farany
Baby e!asa raha hitohy ity tantara ity
Baby hey ouu!
Any ilay voady hinoko ho doria baby!!!!

Fitia fitia ny ahy sy anao
Fitia fitia tsy nety nankalao
Rava maina teo zary nofy zao no niseho
Tsy tana intsony ianao fa sady tofoka no leo

Hey hey ianao ireny no tiako
Hey hey ianao ilay safidiko …
Aza avela hitoloka fa mankarary fo
Hey hey tsy vitako nizaka izany
Hey hey henoy anie ity fo tomany
Hey hey raha toa sitrakao
Miverena eto anilako eny f'aza mandao baby!!!
Fitia…

Partager tsiaro

Commenter tsiaro

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rixah