4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hiverina - Rixah

HIVERINA

mbola tia aho tena tia
nefa ianao ihany hey…
ilay fitia eny ho doria
eny mbola ho any ouhh
miandry aho izay mba teny ,
avy any aminao
lazao na dia kely sisa ao am-ponao
aza kivy, avalony ireo ratsy niainan-tsika
atramizay ouuhh…

miandry aho, miandry foana atramizao
mbola miandry, miandry foana anao
toa tsy tafandry…
ef’ela angamba izay, ny fo (ny fo)
dia hiverina indray ho anao

ho anao x2 dia hiverina indray
ho anao x2 hey

samy tia ihany isika roa tamin’ izany
(dia ho rakitra ho tantara)
Nitohy ny dia ihany, ka niova ho tomany ouuuhh
miandry aho izay mba teny ,
avy any aminao
lazao na dia kely sisa ao am-ponao
aza kivy, avalony ireo ratsy niainan-tsika
atramizay ouuhh…

miandry aho, miandry foana atramizao
mbola miandry, miandry foana anao
toa tsy tafandry…
ef’ela angamba izay, ny fo (ny fo)
Dia hiverina indray ho anao…

Aza mbola manary toky (ianao)
Raha mbola misy ihany ilay fitia (na dia kely ho ahy)
Fa ianao irery ihany no safidiny fo (safidiny fo)
Eny atramizao ouuh ehh !

miandry aho, miandry foana atramizao
mbola miandry, miandry foana anao
toa tsy tafandry…
ef’ela angamba izay, ny fo (ny fo)
Dia hiverina indray ho anao…

Partager hiverina

Commenter hiverina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rixah