4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fitia ho anao - Rixah

FITIA HO ANAO

aza tsiny raha manontany raha toa ka sitrakao
mila anao re zao mba mihaino ahy
hainao ve lay fo mitempo miery anatiko ao
efa ela no mitempo fitia ho anao
isaky ny mifanena aminao anie dia toa tsy hay
vahotra tsy mety ho sahy
indraindray te hiteny nefa ianao toa malaina eihhhh!
hiano ahy nefa aza manahy

sitrakao ve ny hilazako androany
ty fitia ho anao tsy vazivazy
ty ny fo sy ny saiko foiko ho anao irery ihany
anao ho doria k'aza manahy!!

2cpl
aza raha tsiniko ny hilaza aminao reny rehetra ireny
foko efa jamba eny izao no miteny
asa indray androany afaka manantena
hitia anao ka tsy ho terena
alahelo ny ahy raha ity moa ilay valin-teny
ho lavinao ity fo mangeniheny
ho tsia eny fa tsy nekeny
aleoko ihany anefa ianao mba miteny!!!

Pont :
ho avy ny andro dia androso ny taona
izao mbola hiandry; hiandriandry anao eny foana
mbola andriko ihany ny ora sy fotoana
milanao aho; milanao aho!!!

sitrakao ve ny hilazako androany
ty fitia ho anao tsy vazivazy
ty ny fo sy ny saiko foiko ho anao irery ihany
anao ho doria k'aza manahy!!

Partager fitia ho anao

Commenter fitia ho anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rixah