4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Samy tia - Rixah

SAMY TIA

Izao mbola tsy nahita anao akory
Dia efa tia anao any sahady
Ilay feonao reako isan’andro
Manembona ahy rehefa mody ialy masonadro
Izany foana no any mba hiainanay
Sary foana no mba ahitany ahy
Toa tsy aiko hafenina
Ireo izay rehetra momba ahy oohh ooohh

Mbola ho avy ihany ilay andro
Izaho sy anao ampitsik’ ilay masoandro
Ianao anie am’izay fotoana
Hanome ilay teny mamy irery ho ahy
Fitiavan-tsika roa tsy hoatakalo
Ho anao ireo toky tsy anam-pahavalo
Efa ianao no ahy…
Efa ianao no ahy… oohh !!!

Mino aho anefa any andro
andro iray tsy ho ampoizinao izany
tsy maintsy hiaonan-tsika
izao sy ianao hifamihina am’izany
na izao,na ianao tsy maintsy ampiseho
ilay fitia ao am-poho ao
eny ianao…
eny ianao no any mba tokona ho ahy… !

Mbola ho avy ihany ilay andro
Izaho sy anao ampitsik’ ilay masoandro
Ianao anie am’izay fotoana
Hanome ilay teny mamy irery ho ahy
Fitiavan-tsika roa tsy hoatakalo
Ho anao ireo toky tsy anam-pahavalo
Efa ianao no ahy…
Efa ianao no ahy… oohh !!!

Tsy ho ela izao dia ho avy any aho
Izaho tia anao irery ihany x2

Mbola ho avy ihany ilay andro
Izaho sy anao ampitsik’ ilay masoandro
Ianao anie am’izay fotoana
Hanome ilay teny mamy irery ho ahy
Fitiavan-tsika roa tsy hoatakalo
Ho anao ireo toky tsy anam-pahavalo
Efa ianao no ahy…
Efa ianao no ahy… oohh !!!

Partager samy tia

Commenter samy tia

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rixah