4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Iriko mb ho ahy - Rixah

IRIKO MBA HO AHY


Andraso kely aho fa misy zavatra, tiako ambara aminao
Efa niriko hatrinin'ny ela, ny mba ahita anao
Lay endrikao, manome kanto ho ahy
Ny volonao ny bikanao tena mambabo ahy
Tsy ay tonina intsony fa vao naita anao
Ity masoko dia jamba

Lasanao ny amiko, tsy tana intsony
Fa aminao avokoa, aminao avokoa
Ny tena iriko, raha sitrakao
Hitoetra anilanao my lady (oh my lady)
Iriko mba ho ahy (hey)
Iriko mba ho ahy (hey)
Iriko mba ho ahy (hey)
Ka raiso re izao!! (Hey)…

Toa manery ahy ny foko
Hilaza ilay teny ato am-poko
Hoe I love you
Ianao ty toa maika fona isakiny
Mba hiteny aho
Milaza fa tsisy fotoana
Ilay endrikao, manome kanto ho ahy
Ny volonao ny bikanao tena mambabo ahy
Tsy ahy tonina intsony fa vao naita anao
ty masoko dia jamba anao….
Lasanao ny amiko, tsy tana intsony
Fa aminao avokoa, aminao avokoa
Ny tena iriko, raha sitrakao
Hitoetra anilanao my lady (oh my lady)
Iriko mba ho ahy (hey)
Iriko mba ho ahy (hey)
Iriko mba ho ahy (hey)
Ka raiso re izao!! (Hey)…

Fa tsy haniany tsy vazivazy
Fa tna avy ato am-poko
No ilazako azy, my lady
Fa tsy haritro intsony
Fa te amihina mafy, Lay tanana aho
Tiako ianao ra mba hilaza
Izay vetsovetsonao ao am-ponao
Izao ty efa sasamiandry lay valin-teninao
Lasanao ny amiko, tsy tana intsony
Fa aminao avokoa, aminao avokoa
Ny tena iriko, raha sitrakao
Hitoetra anilanao my lady (oh my lady)

Partager iriko mb ho ahy

Commenter iriko mb ho ahy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rixah