4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Irery aho - Rixah

IRERY AHO

Efa ela izay fotoana niarahan-tsika roa
Nifampizara ny mamy sy ny soa
Nefa teo ny mangidy, tsy foana avoko
Izao anefa vao tsapako ianao
Lasa niova tsy toa ny taloho intsony
Tsy aiko hoe nahoana, sa efa leo ahy ianao
Mba lazao…

Hatrizay niaritra ny mafy taminao
Nefa tsy mba tsapanao, ilay fitiavako anao
Izao mba niezaka atrany,hitia anao ihany
Ambarao ho ahy, izay tena ao am-ponao
Mba hiononako rehefa tsisy azo atao
Izao anie miangavy mitalaho
Aza avela irery aho….

Ninoninona anefa teo foana ianao
Tsy aiko izay nampiova anao toy izao
Manontany tena aho, fa dia nahoana
Ity foko atrizay natolotro anao
Tsy ho ahy irery fa nomeko anao
Ilay asambarako ho zaraiko aminao hey eh…


Hatrizay niaritra ny mafy taminao
Nefa tsy mba tsapanao, ilay fitiavako anao
Izao mba niezaka atrany,hitia anao ihany
Ambarao ho ahy, izay tena ao am-ponao
Mba hiononako rehefa tsisy azo atao
Izao anie miangavy mitalaho
Aza avela irery aho….

Any ianao izay, ilay olon-tiako
Mba nekeko hoe ahy ratrizay
F’Izao irery aty toa mangahiahy
Matsiaro tena ho very tsy anilanao
Mangina ity foko fa nilaozanao
Iny ianao dify ka lasa nandao ooohhhh !!!

Hatrizay niaritra ny mafy taminao
Nefa tsy mba tsapanao, ilay fitiavako anao
Izao mba niezaka atrany,hitia anao ihany
Ambarao ho ahy, izay tena ao am-ponao
Mba hiononako rehefa tsisy azo atao
Izao anie miangavy mitalaho
Aza avela irery aho….

Partager irery aho

Commenter irery aho

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rixah