4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy nampoiziko - Rixah

TSY NAMPOIZIKO

Tsy nampoiziko anie my baby ilay fetsikao
Nilaza androany hikasa andao fa lao
Nefa ny ahy anie ny foko tsy mety ho tony
Milanao atrany toa tsy ahiko eny hovaina intsony
Ny anaranao foana no ao an-tsaina
Tsy ahita tory fa nampalaina
Baby eh! izao manantena nao ho avy
Fa toa nandalo teo ny fotoana
Zary rava maina ireo nokasaina
Ho ratrizay noho ianao

Ref:
Dia ho diso ve aho ra niteny nanambara fitia
Nanajanao baby
Sao everinao adala anie ireny
Ilay zao mba niangavy; nitalaho foana teny

K’anefa ianao; ianao irery anie
No mba ahy lazaiko izany androany
Raha ny sitram-poko anie hitoetra anilanao atrany
Eny mbola ho tsapanao indray andro any!
Ny anaranao foana no ato an-tsaina
Tsy nam-patory fa nampalaina
Ilay nilaozanao iny ianao nandao
Ekeko tena tia tokoa
Ny anaranao foana no ato an-doho
Fa na dia izany izao tsy hitomany!!


Ref:
Dia ho diso ve aho ra niteny nanambara fitia
Nanajanao baby !
Sao everiko adala anie ireny
Ilay zao mba niangavy; nitalaho foana teny
Ekeko fa voadona tokoa anie ny fo
Fa saingy izany andana ianao
Evero anie fa ny fanginako tsy hoe faresena
Lazaiko izany ho renao!!

Pont:
Ezak’atrany aho mab ho tony
Hamafa ireo izay vita ireny
Ireo tantara hiniko tsy ho fohazina intsony
Mandeha lalanao no zory!!!


Ref:
Dia ho diso ve aho ra niteny nanambara fitia
Nanajanao baby !
Sao everiko adala anie ireny
Ilay zao mba niangavy; nitalaho foana teny
Ekeko fa voadona tokoa anie ny fo ….

Partager tsy nampoiziko

Commenter tsy nampoiziko

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rixah