4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Novangianao - Rija Rasolondraibe



Novangianao ny fanahy

Ka feno aim-baovao

Izay rehetra moba ahy dia Anao

Lasa tany masina ny fo

Feno ka mifoha

Vato velona, velona tokoa



Ny ankaikin’ny Fonao Jesoa no tiako

Ny fanjakanao no anton’ny fisiako

Sorona nataonaoampy ho an’ny Ray

Ianao ao am-poko ao Jesoa dia ampy izay



Nofenoinao ny Fanahy

Fa ranon’aina Ianao

Ranon’aina avy ao an-danitra ao

Afaka hetaheta ny fo

Feno ka mifoha

Rano velona, velona tokoa


Partager novangianao

Commenter novangianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rija Rasolondraibe

Suite