4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Andriamanitra mahery - Rija Rasolondraibe



Andriamanitra mahery ny Andriamanitray

Potika ny fahotana nanaovany Azy

Azony ny fandresena mandrakizay e !

Fahefana atolory Azy e !

Fanajana no mendrika Azy !



Andriamanitra Fitiavana

Izy no Lohan’ny tafika arahanay

Andriamanitra Fitiavana

Izy no hany faneva ijoroanay



Ankalazaina ny Anaranao

Ambonin’izao rehetra izao

Ho ren’ny tany aman-danitra Jesosy Tompon’ny lanitra



Andriamanitra mahery ny Andriamanitray

Fa ny fasana aza tsy nahatazona Azy

Nitsangana ho velona mandrakizay e !

Fahefana atolory Azy e !

Fanajana no mendrika Azy


Partager andriamanitra mahery

Commenter andriamanitra mahery

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rija Rasolondraibe

Suite