4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Any andro iray - RIJA Rasolondraibe

Any andro iray

Marina fa efa ela izay
No nandehananay
Ambolana angamba
Na aman-taona
No tsy nihaona
Tsy hoe manadino akia e
Na koa tsy mahatsiaro an-dry aho e
Tsy nahasoratra angamba
Miala tsiny ny amin'iny
Fa ny fitia natolony anao
Notafiany ao am-pony ao
Tsy ho tojo ny hatsiaka
Mamirifiry, nahangolingoly ahy mafy taty

Any andro iray any andro iray
Fa mbola ho avy hihaona indray
F'efa miandry , miandry antsika hiain'azy
Averiko indray averiko indray
Fa mbola hisy fiainan'iray
Miandry antsika any aoriana hiain'azy


Partager any andro iray

Commenter any andro iray

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe RIJA Rasolondraibe

Suite