4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira O tafio - DIDY Alfa

O TAFIO  



Ny nofonay malemy

Ka mora andairan’ny fakam-panahy

Vokiso teny soa

Teny soa mahafaly avy aminao  



Ny nofonay malemy

Ka tsy afaka hiady amin’ny fiainana

Ka mila fanafody Hanasitrana ity rofy amin’ny fiainana  

O! tafio ny herinao tokoa aho Ray:              



Ho afaka tokoa

Hiady ami’ny ady sarotra            

Nangeja ahy tokoa

Hitalahoako mafy aminao

Ho afaka tokoa, ho afaka tokoa            

Ho afaka tokoa

Partager o tafio

Commenter o tafio

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe DIDY Alfa