4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Raiko ô! - DIDY Alfa

RAIKO O!  

    

Raiko, Raiko      

Havaozinao ‘ty gasikarako      

Ifonako, eny ifonako      

‘Reo lasa rehetra rehetra vitako      

F’efa ampy, efa ampy      

Izay famaizanao izay  



Raiko, Raiko

Arovinao ny safidiko

Apetrako, eny apetrako

Ho eo an-tananao ny fiainako



‘Ny lasako, ireo ditrako

Hifonako sy hanenenako  

Fa efa vonona izahay hiova,              

Ka hankato ny didinao

Satria fantatray, fantatray,              

Fa diso lalana izahay ka mifona e!

Mba arotsahy,            

Ilay fahasoavanao ry Ray!

Partager raiko ô!

Commenter raiko ô!

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe DIDY Alfa