4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fa raha lavitra anao - DIDY Alfa

Aza avelanao aho Ray fa mijaly

Ny fiainako marary raha lavitra Anao

Tolory ny tananao aho ka avoty

Fa mahantra loatra ny fiainako ety.

Fa raha lavitra Anao malahelo foana aho

Mba jerijereo aho ampio ho tafarina indray

Aza manalavitra ahy Ianao Tompo ô!

Ny fiainako marary raha tsy misy Anao

Tolory fitiavana aho ka ampianaro

Hitory isan’andro ny fitiavana

Partager fa raha lavitra anao

Commenter fa raha lavitra anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe DIDY Alfa