4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ampy izay - DIDY Alfa

AMPY IZAY

  

Ampy izay ny fihafianao ry taniko

Ampy izay ny fahoriana izay niainanao

Ampy izay fa aoka hitraka isika  

Ampy izay ny geja namatotra        



Fahamarinana manandratra ny firenena      

Fahamasianana mitory ny asan’ny Tompo      

Fihavanana torio foana fa aza mitsahatra        

Mba handroso anie sy hiadana ity Gasikara  



Misikina fahamarinana isika

Mihavaoza amin’ny fanavaozan’ny saina

Mba ho Madagasika ho an’I Kristy

Ary Kristy ho an’I Madagasika

Partager ampy izay

Commenter ampy izay

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe DIDY Alfa