4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Dada sy neny - DIDY Alfa

Hajaiko, lalaiko

I Dada sy neny

Fa niaritra ny mafy noho ny amiko .



Niondanako raha reraka,

Nitaraiko raha ketraka,

Nifola- damosina,

Niankin- drindrina irery,

Tsy nahatsiaro vizana,

Tsy nitarain- tana- miepaka

Fa niaritra ny mafy,

Satria tia an- janany,

Tsy nahatsiaro vizana,

Tsy nitarain- tana- miepaka

Fa niaritra ny mafy,

Satria tia .



Hajaiko, lalaiko

I Dada sy Neny,

Fa niaritra ny mafy noho ny amiko



Fa niahy izany fiainako,

Sy niafy hahavelomako,

Nandany ny harenany,

Hisondrotan’ ity zanany

Tsy nahatsiaro vizana,

Tsy nitarain- tana- miepaka,

Fa niaritra ny mafy,

Satria tia an- janany,

Tsy nahatsiaro vizana,

Tsy nitarain- tana- miepaka,

Fa niaritra ny mafy,

Satria tia .

Partager dada sy neny

Commenter dada sy neny

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe DIDY Alfa