4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fitiavana niara-naniry - -- Mbola tsy fantatra --

Fitiavana niara-naniry

Fitiavana tokana tsy firy

Ho anao (bis) ka matokia

Ny miova dia atao sanatria (bis)

Na ho mora , na ho sarotra

Tsy mba misy mampihaotra

Fitia vita voady ny antsika ralala

Ka tsy ho ravan’ireo mpakahala



        Raha sendra ka misentosento sombinaina

        Ka lasalasa miampita izany saina (bis)

        Ny voady izay natao no tsiahivo

        Fa fitia tsy nivena re

        Tano mafy sy fihino

Partager fitiavana niara-naniry

Commenter fitiavana niara-naniry

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe -- Mbola tsy fantatra --