4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mpilalao fitia - Mbolatiana

dia nakisakisakao ny foko

hitanilanila, hiafiafy

eo an-tsisiny fonao

mpilalao fitia

tsy vonon-niara dia

zatra loatra nankafy lalao fitia

na dia tsy ho zakako aza izany

dia nekeko ny ho kilalao

hifantoan’ny sainao

mpilalao fitia

dia tafara dia

dia nandramantsika ny lalao fitia



ref:

kanjo ela ny ela

ritra teo fa tsy nisy tavela

ilay fitia nokasaiko ho anao

nataonao kilalao

ianao ilay mpilalao fitia

indray no tsy very dia

nanjary tia dia tia



dia nakisakisako ny fonao

hitanilanila, hiafiafy

eo an-tsisiny foko

mpilalao fitia

tsy vonon-niara dia

zatra loatra nankafy lalao fitia



REF

Partager mpilalao fitia

Commenter mpilalao fitia

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mbolatiana