4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Anatra - Mbolatiana

Ny anatra no aoka ho to`

Hanoro anao hahita ny soa

Fitiavana izay lehibe tokoa

No azonao ka ekeo avokoa



Ny lasa ratsy aoka ho levona ao am-po

Ny ho avy kosa no tandremo tsy ho voa

Ho toy ny hazo hamoa

Fa tsy voankazo lo`

Hivavaka aho ho vanona tokoa



Tsy henatra ny mankato`

Raha misy anatra manjo



Tonony sy Feony: Solofo NOMENJANAHARY

Partager anatra

Commenter anatra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mbolatiana