4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Dia ho foinao ve? - Mbolatiana

Malalanao iny,dia ho foinao ve?

Na dia maditra,dia ho foinao ve?

Hoy ianao avelao f’efa sitrapony

Ny handeha hiataka  fa mamo ny fony



Marina fa ny fony

No mibaiko fa tsy ny sainy

Ka dia tsy hainy intsony

Izay nolazainy



Nefa dia ho foinao ve?

Ilay maditra,dia ho foinao ve?

Hoy ianao avelao f’efa sitrapony

Ny handeha hiataka fa mamo ny fony



Feony : Aro Ratsarisa

Tonony : Bessa

Partager dia ho foinao ve?

Commenter dia ho foinao ve?

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mbolatiana