4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tonga aho hitsaoka - Jocelyn RANJARISON

Tonga aho hitsaoka Anao Tompo ô!
Ka ny amiko rehetra hiankohoka
Fa Ianao no mamin'ny foko
Ianao no hany tompoiko
Tsy misy hafa azo oharina aminao

Hiankohoka aho (xxxx)

Partager tonga aho hitsaoka

Commenter tonga aho hitsaoka

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Jocelyn RANJARISON