4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tompo ô, tiako ianao - Jocelyn RANJARISON

Tompo o! tiako Ianao
Ianao no fiainako
Fifalian'ny fo
Hasambarako

Mitsaoka Anao aho
Fa mamiko indrindra ianao
Maniry Anao fatratra ny fo
Sy izay rehetra rehetra ato anatiko

Tiako Ianao

Partager tompo ô, tiako ianao

Commenter tompo ô, tiako ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Jocelyn RANJARISON