4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Andron'ny tompo - Jocelyn Ranjarison

Asandrato anio ny hira fiderana
'Ndao hiara-hanandratra azy
Amim-pifaliana no hankalazana
Andron'ny Tompo anio

Ny volana aman-kitana (hidera azy)
Ny lanitry ny lanitra (hidera azy)
Ny anjeliny rehetra (hidera azy)
Andron'ny Tompo anio

Ny vorona manidina (hidera azy)
Ny rano mikoriana (hidera azy)
Izay manam-pofonaina (hidera azy
Andron'ny Tompo anio

Partager andron'ny tompo

Commenter andron'ny tompo

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Jocelyn Ranjarison