4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ambany elatrao - Jocelyn Ranjarison

Ambany elatrao
no tiako hitoerana
raha tojo tafiotra
ny fiainako
tsy misy toerana
hafa azo antoka
fa eo aminao no iriko
eo anilanao no tiako
Tompo ô matoky aho
fa mialoka aminao
ny tananao
no manodidina ahy
'reo tebitebin'ny fo
dia hangina avokoa
mitsahatra aho
Ambany elatrao

Partager ambany elatrao

Commenter ambany elatrao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Jocelyn Ranjarison