4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny tanindrazako - Felanamanitra

                         NY TANINDRAZAKO



Tsaroako hatrany ilay tanànako

Tsinjoko fa tena mbola mamy tokoa

Ny hatsaràn’ilay tontolo iainany

Nambabo ahy avy hatrany

           Tsaroako hatrany ilay tanànako

           Tsinjoko fa tena mbola mamy tokoa

           Ny hatsaràn’ilay tontolo iainany

           Nahasintona ahy hatrany hatrany



Fiv: Velona ho anao ny fiainako

      Ry tanindrazana mamin’ny fo

      Hiasa ho anao aho tokoa tokoa

      Ianao no hany hasambarako

      Toerana hifaranako

      Velona dia maty ho anao aho, ho anao aho

      Velona dia maty ho anao aho



Tsaroako hatrany ilay tanànako

Tsinjoko fa tena mbola mamy tokoa

Ny hatsaràn’ilay tontolo iainany

Nahasintona ahy hatrany hatrany



Fiv: Velona ho ... (bis)

Velona dia maty ho anao  aho (bis)



                                  Felanà

Partager ny tanindrazako

Commenter ny tanindrazako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Felanamanitra