4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ataoko ahoana moa - Bodo

Ataoko ahoana moa
manakoako tsy hay tohaina
nokitraninao hifoha ity
lasako feno taraina
ataoko ahoana nefa
mitamberina ny omaly
ny rahona nandalo
nofy ratsy tsisy mpahalala
Tsy ho haiko ho adinoina
tsy ho voarara
ny hitanisa ireto voina
arahim-peongitara
Tsy maninona moa
fa fahatsiarovana no sisa
ny diam-patsiky ny omaly ve
manolatra izy
de tsy hita
ataoko ahoana nefa
mitamberina ny tantara
ny rahona mandalo
nofy ratsy tsisy mpahalala

Partager ataoko ahoana moa

Commenter ataoko ahoana moa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Bodo

Suite