4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tiako tokoa - Haja pazapa

Toa manirery aho raha tsy eo ianao
Toa manirery aho raha lavitra anao
Malahelo mafy aho raha tsy hitako ianao
Manjombon-dava aho mahita 'lay sarinao
REFRAIN:tsy mety miala ato an-tsaiko foana
ilay teninao hoe:
TIAKO IANAO,TIKO TOKOA}x2
'Reo tenin'ireo ntaolo taloha
Lavitry ny maso lavitry ny fo
Tsy vitako izany satria
izaho sy ianao dia mifankatia
ela tokoa
REFRAIN:
tsy adinoiko ianao naiza2 aleha anao satria iano no nanome toky fa ho tia ahy tokoa
REFRAIN

Partager tiako tokoa

Commenter tiako tokoa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Haja pazapa