4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ankino - BODO

Misy olona mitomany itanao any ho any
Mahatsiaro resin'ny fiainana ka velona ny taraina
Mahatsiaro potraka tokoa nefa atao ahona moa
Aza kivy toy izao Andriamanitra anie momba anao

Ankino tanteraka f'aza manaiky ho reraka
Ho tafita foana ianao rehefa ao 'lay Tompo Andriamanitrao
Izy no hanampy anao rehefa manatona azy ianao
Satria ny Ray, Ray, Ray, mahavita ny tsirairay

Partager ankino

Commenter ankino

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe BODO

Suite