4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Toa anao - Poopy

Tsy misy mahafantatra,zay ao am-poko ao
Ka na hoe maloka manjombona,tsy afaka aseho anao
Fa na dia te hitroatra aza aho,ianao tsy mihevitra ahy
Zaho anie olona nofo sy rà,toa anao mba manana olana

REF:koa anio mibaboka eto aho
tsy anjely akory fa toa anao iany
k'izaho,izaho mba mitalaho
aza dia hetraketrahinao

Izaho tsy mahafantatra,izay andrasanao
Sao ianao diso ka mihevitra f'izaho tonga lafatra,o!o!o!
Ianao tsy mahatsikaritra,tsy te ahita akory
Indraindray mba maratra anatiko ao fa tsy maha-ontsa anao

REF:................

Ka aza dia manapatra,izay sitraponao
Zaho anie olona nofo sy rà,toa anao
Ka mibaboka aho

TSY ANJELY AHO

Partager toa anao

Commenter toa anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Poopy

Suite