4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Efa hitanao - Poopy

Efa hitanao
Miharihary izao
Ny tsy mety ataona
k'aza mamoron'indray
Tsapako eto fa
Ireo toky zay natao
Tsisy lanjany aminao vazivazy ka nato

Ko ndeha ianao zory ny dia
F'izaho tsy hoe hifikitr'aminao
Avelao aho rehefa tsy tianao
Tsy ho lany andro eo aminao

Any ankafa indray
Mandeha mamitaka
F'efa rerak'aho izao
Leon'ny hitsakitsaka an an an

Tsofindrano ianao
raha handeha hisintaka
Mazahoa zay irinao la la la la

Partager efa hitanao

Commenter efa hitanao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Poopy

Suite